|
|
|
|

Teny iditra1  penjena
Fototeny  2 penjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tazonina sady terena ho poritra mafy, giazina, gejaina [1.1#793]
Fanazavàna teny frantsay  5 qu'on empoigne [1.3#482]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12