Entry | 1 pepipepy |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na haleha. |
Explanations in English |
6 [1.2] same as pempena |
Analogs | 7 pempena, papapapa |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |