Entry (1/2) | 1 perana |
Part of speech | 2 passive verb |
Root | 3 petra |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-tevana |
Entry (2/2) | 9 perana |
Part of speech | 10 passive verb |
Root | 11 petra |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana Didiana: Nopeperan' ny fanjakana tsy hisy vola hivoaka any ivelany |
Synonyms | 13 peperana |
Anagrams | 14 pañare, pañera, perana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |