|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 peratra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin' ny rantsantanana mba hatao firavaka na ho mari-pomba misy heviny sy dikany: Peratry ny fifamofoana ~ peratry ny mariazy.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a finger ring. [Comp. Swa. Pete, a ring.]
[1.2] 5 a ring worn on the finger [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 bague
[1.8] |
| Ohatra |
7 Jenjin' ny fahitana rantsany nisy peratra ny masoko, ka tsy nety hijery zavatra hafa intsony.
[2.471]
8 I Feno nahazo satroka lamba, na I Manana nividianana peratra varahina, na I Neny navelan' I Dada havidy lamba fitafy iray, nefa ny taloha mbola tsy rovitra. [2.472] |
| Sampanteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|