|
|
|
|

Teny iditra1  pesipesinina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3 Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin' ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita, tsy takatra): Tsy hita pesipesinina ny haben' ny masoandro [1.1]
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Tsipelina hafa  7 pesipesenina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12