|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 petahana |
| Fototeny | 2 petaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin' Isambilo
5 Asiana, tefohana: Petaho tehamaina io zaza io fa maditra 6 Raisina, samborina: Nopetahan' ny polisy tlay mpangalatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to be made to have something sticking on, as a wall to be papered.
[1.2] 8 to have something stuck on it [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on colle ou applique sur quelque chose
[1.8] |
| Ohatra |
10 ary dia petahana ny tanan-tsotro niafana, petahana indroa amy ny io
[2.48]
|
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|