|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  piaka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tapaka, feo heno mikepoka amin' ny fahatapahan' ny hazo maina na fifandonan' ny zavatra roa mifampikasika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 broken, snapped. Used of anything with joints, such as sugar-cane, which break with a snap. See Tapaka. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 brisé avec bruit [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)23  piaka
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny frantsay  25 (allusion au bruit que font les chaumes) Grande Graminée dont les noeuds se déboîtent facilement. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  26  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  27 apika, 28 paika, piaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09