|
|
|
|

Entry1  pilina
Part of speech  2  noun
All compound words 
Explanations in Malagasy  5  [1.1] Fanafody miendri-boananana kely natao hatelina avy hatrany
Explanations in English  6  [1.2, 1.7] a pill
Explanations in French  7  [1.8] pilule
8  [1.196] (de l'anglais : pill). Pilule [Merina]
Examples  9  [2.472] Raha hivatsy pilina moa, aiza no hitehirizana azy!
10  [2.470] Haron-kely misy ny mofon' ny ankizy sy fanafody pilina sy ranony no teo anilan-dRasoa.
Vocabulary  11  Health

Anagrams  12  pañily, pilina

Updated on 2025/08/10