|
|
|
|

Entry (1/4)1  pin~
Part of speech  2  affix
Explanations in Malagasy  3  Fitambaran' ny P sy ny tsofoka na sisika IN hanaovana matoantenin' ny iharana amin' ny fototeny sasantsasany manomboka amin' ny P: pinaoka = p + in + aoka: voapaoka [1.1]

Entry (2/4)4  pin    
Part of speech  5  noun
Explanations in Malagasy  6  paingotra
hombo hazo na vy
firavaka apetaka amin' ny fitafiana [1.17]

Entry (3/4)7  pin    
Part of speech  8  active verb
Explanations in Malagasy  9  mametraka amin' ny paingotra na hombo; mitana mafy [1.17]

Entry (4/4)10  pin    
Part of speech  11  masculine noun
Explanations in Malagasy  12  hazo misy dity [1.4]
13  anaran-kazo maitso lava sady midy dity [1.9]
Explanations in French  14  hazo kesika [1.66]
Vocabulary  15  Botany

Updated on 2025/09/12