|
|
|
|

Teny iditra1  pinelatra
Fototeny  2 pelatra
Sokajin-teny  3  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  4 Voapelatra, pelarana, voafelaky ny tehamaina: Nopinelany ilay zaza maivan-doha [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 souffleté [1.3#481]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
Tovy hevitra  8 voapelatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12