|
|
|
|

Teny iditra1  pintsampintsana
Fototeny  2 pintsana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Olona keliray na kelireny fa kinga;maivamaivana sy mailaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 svelte, mince et agile [1.3]
Sampanteny 
Anarana :
Tovy hevitra  7 pintsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19