|
|
|
|

Teny iditra1  piriritra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fifantsitsirana, pararatra, fivalanana rano fotsiny [1.1]
4 aretin-kibo mampivalana matetika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5 jaillissement d'un liquide par un petit tuyau
6 diarrhée [1.3]
7 diarrhée [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  16  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19