|
|
|
|

Teny iditra1  pitika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Piti-bomba
4 Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1]
5 tsipika mitapatapaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  6 pointillé [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  27 pitsika

Fivaditsoratra  28 kapity, pitika, 29 tapiky, 30 tipika

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07