|
|
|
|

Teny iditra1  pitsiny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [anglais pitch] ny haavo na ny haivam-peo amin' ny hira [1.1]
4 sasiny na filatro amin' ny fitendrena zavamaneno; fihetsika na fiangolangolana alohan' ny hamakiana teny na hiventesana hira:
5 Hira ve ity kailana pitsiny ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the pitch of a tune [1.2#481]
Fanazavàna teny frantsay  7 ton, ce qui donne un peu de relief [1.3#471]
Voambolana  8  Feon-kira: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17