|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 pizina |
| Fototeny | 2 py |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 anaovana baiko amin' ny maso: Nopiziko maso izy vao nangina fa saika mbola hiteniteny be tao.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be made to twinkle; fig. to be deterred
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 10 tsy nopizin-tory |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 12 pizina |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 voromahailala
[Sihanaka]
[1.78] |
| Voambolana | 15 Haibiby: vorona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|