|
|
|
|

Teny iditra1  plage    
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tsiraka, moron-tsiraka, moron-dranomasina.
4 Le navire a échoué sur la plage:
5 fefika tao an-tsiraka/amoron-tsiraka/amoron-dranomasina ny sambo.

6 tany [1.4]
7 moron-tsiraka [1.9]
Fanazavàna teny frantsay  8 tora-pasika [1.5]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17