|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 planina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tetika efa maty paika entina manatanteraka soritr' asa iray na maro mandritra ny fotoana voafetra mialoha; teti-pivoarana
[1.1] 4 Jereo drafitra [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 plan
[1.13] |
| Tovy hevitra | 6 drafitra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|