|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 poa- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe poaka |
| Teny iditra (2/4) | 3 poa |
| Sokajin-teny | 4 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 teny enti-milaza ny feo heno rehefa mandrehoka
[1.1#799] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 an interjection of dislike accompanied by spitting
[1.2#421] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 exprime le bruit fait en crachant
[1.3#488] |
| Ohatra |
8 Dia mandrora izy hoe: "poa!"
[2.69#254]
|
| Kamban-teny rehetra | 9 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/4) | 10 poa |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12 teny voateny raha misy zavatra ratsy maharikoriko, zava-tsy tiana na mahasosotra:
13 Poa! ataoko inona akory iny! 14 teny voateny raha maharay zava-maloto ny zaza, ka asaina ariany io voarainy io: 15 Poa! maloto iny fa ario! [1.1#799] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 terme de mépris: fi! fi donc!
[1.3#488] |
| Ohatra |
17 poa toy izay anefa, injay.
[2.445#]
|
| Tovy hevitra | 18 poapoa |
| Teny iditra (4/4) | 19 Poa |
| Sokajin-teny | 20 anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
21 Puah
[2.996] |
| Fanazavàna teny frantsay |
22 Pua
[2.996] |
| Voambolana | 23 Soratra Masina |
| Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | 24 Toko sy andininy momba Poa |
| Fivaditsoratra | 25 opa, 26 Pao, Poa, poa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|