|
|
|
|

Teny iditra1  poa-taho
Singan-teny  2 poaka, 3 taho
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 taho tsy misy atiny; hazo tsy misy atiny toy ny volotsangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 hollow-stemmed, as a rush [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 dont la tige est creuse, comme celle du bambou [1.3]
8 (de poaka : creux, vide ; et taho : tige): à tige creuse, fistuleuse; chaume.
9 Nom général des plantes comme le bambou, les grandes Poaceae, dont les entre-noeuds successifs sont vides. Comparer à poakaty. [1.196]
Voambolana  10  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17