|
|
|
|

Teny iditra1  poahana
Fototeny  2 poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tifirina: Nopoahany basy ny alikany ka maty
5 Torahana, tsipazana: Aoka hopoahako vato io vorona io
6 Asiana: Tsy manaiky aho fa nopoahan' ny zokin' ialahy totohondry ny zandriko
7 Latsahana: Nopoahan' ny mpanao behariva ny paisonay ka najifa
8 Natao amim-pahaizana, am-paharisihana: Nopoahany ny tsianjery ka vaky vava daholo ny olona rehetra nanatrika [1.1]
Ohatra  9  Nony efa vita ny velirano dia no poahana basy iray vava ireo fomba ireo. [2.48]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  14 anapaho, poahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12