|
|
|
|

Teny iditra1  poizina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zavatra mety hahafaty raha tafiditra ao anatin' ny tena amin' ny alalan' ny fihinanana, fisotroana, sns [1.1]
4 zaka simika manimba ny taova [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 poison [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 poison [1.8, 1.13]
7 (de l'anglais : poison). Nom donné à tout ce qui est toxique, susceptible d'empoisonner.
8 Plus spécialement les fruits de Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae), longtemps employés comme poison ordalique. [1.196]
Ohatra  9  Dia nandeha ilay dokotera, ka nentiny ilay antsy voaisy poizina. [2.293]
10  Hamamiana misy poizina matetika ka tsy maintsy hitandreman-tena fatratra. [2.470]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  19  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17