|
|
|
|

Teny iditra 1  poleta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany [1.1]
Ohatra  4  poleta, basy lava, sabatra, lefompohy. [2.471#53]
Voambolana  5  Miaramila
Tovy hevitra  6 basipoleta
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26