|
|
|
|

Teny iditra1  polisy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Olona manao fanamiana manokana, mitandrina ny filaminana ao an-tanàna: Miantso polisy ~ Polisin-dalana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 the police, a police constable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 la police; agent de police [1.8]
Ohatra  6  Tonga teto ny polisy, nefa tsy nahita azy intsony. [2.472]
7  Tsy mba samborin' ny polisy ve izy ireny, ry Dada? [2.470]
8  Ny polisy nanao famotorana sy nanoratra avy koa no nijanona. [2.4#]
Voambolana  9  Lalàna
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02