|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 politika |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kely, madinika, pitiny
[1.1] |
| Tsipelina hafa | 4 politsika |
| Teny iditra (2/2) | 5 politika |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Teti-pitondrana: Manao politika, mpanao politika
8 Hafetsena, hevitra: Olona be politika koa Rangahy iny [1.1] |
| Ohatra |
9 Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara.
[2.472]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|