|
|
|
|

Teny iditra1  poloney
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i
4 Polonina:
5 olona mahery fo ny Poloney
6 Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a Pole
8 polish [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 un polonais, une polonaise
10 polonais, polonaise [3.1]
Voambolana  11  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  12  polonina, 13  polonina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17