|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 poporohana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Daholo, tsy misy avakavaka, avokoa: Toa tsy antitra, tsy tanora, fa poporohana indray miankohoka amin-dRavola ny vahoaka. (Ravelojaona)
4 Voa daholo: Poporohan' ny vovoka ny vahoaka [1.1] |
| Ohatra |
5 Toe-javatra maningana irery ve no lazain' ilay vato, sa efa poporohana?
[2.285#]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|