|
|
|
|

Teny iditra1  portogay
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy ny Portogay
4 Mikasika an' i Portogaly, an' i Portogaly na avy any Portogaly: Mahay teny portogay ny firenena maro any Amerika atsimo [1.1]
Mpanahaka  5  portogaly, 6  portogaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02