|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 potsirina |
| Fototeny | 2 potsitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Tsindronina dia vaky, loahana:
5 Nopotsirin' ny ankizy ny mason' ilay voronkely 6 Vakina: 7 Nopotsirin' ny dokotera ny vay teo amin' ny feny 8 Aseho miharihary: 9 Nopotsiriko ny laingandRakoto ka ana foana teo izy [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 pisarinto, potsirina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|