|
|
|
|

Teny iditra1  prezi
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana:
4 Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
5 Filoham-panjakana ambony indrindra:
6 Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [1.1]
Voambolana  7  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17