|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pôtasy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [frantsay potasse] Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin' ny fanaovan-tsavony
[1.1] 4 alkalia misy pôtasiôma [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 potasse
[1.13] |
| Voambolana | 6 Simia |
| Fivaditsoratra | pôtasy, 7 sapoty |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|