|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 R ~ r
![]() |
| Sokajin-teny | 2 anarana (eva) |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tarehintsoratra fahenina ambin'ny folo ary renisoratra
4 faharoa ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy. 5 Amin'ny fanakambanan-teny, ny r dia lasa dr: 6 tapaka roa = tapa-droa; 7 toy izany koa raha mitovona man mba hanaovana matoanteny: 8 man + ray = mandray. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 the sixteenth letter of the Malagasy Alphabet. It is produced as r in rare.It is never lost in combination with other words. When a word is ending in -NA (or -ny) is joined to one commencing with r, d is inserted to the bridge over the sound of n and r, as: Tanan-droa [tanana and roa]. When a word ending in -ka or-tra is joined with another commencing with r, the -ka or -tra is omitted, and d is again prefixed to the r, as: Satro-dRabe [satroky or satroka and rabe], avara-drova [avaratra and rova]. When the verbal prefix Man- is added to words beginning with r, d is inserted, as Mandre [Man- and re].
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 Seizième lettre et douzième consonne de
11 l'alphabet malgache. [1.3] |
| Mpanahaka | 12 abidy |
| Tsanganana sy sary iray takila |
13 Ny abidia |
| Lahatsoratra | 14 Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|