|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Radama I |
| Singan-teny | 2 Radama, 3 I |
| Sokajin-teny | 4 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Radama I (±1793-1828, manjaka 1810-1828)
6 Valo ambin' ny folo taona Radama fony nanombaka nanjaka nandimby an-drainy ary nanjaka 18 taona. 7 Na dia kelikely ray aza dia tsara toe-batana, maherihery maso, mavitribitrika ary 8 nahagaga ny hakingan-tsainy nahaforonany eo ho eo ny zava-kendreny. 9 Nisy Temoro roa lahy nampianatra azy nanoratra tamin' ny litera arabo. 10 Ratsilikanina sy Andriamahazonoro no anaran' ireo Temoro nohafaran' 11 Andrianampoinimerina hitaiza an-dRadama. 12 ... [2.113] |
| Ohatra |
13 Niamboho tamin' ny 27 jolay 1828 Radama I.
[2.508#508]
14 Nanao fanekena Radama sy ny Govememanta Englisy. [2.113#93] |
| Voambolana | 15 Tantara: olona |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20 |
|