|
|
|
|

Teny iditra1  radoina
Fototeny  2 rado
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ampanaovina rado, haingòina amin' ny rado:
5 Noradoina i Soa kely ka aoka izany ny hatsarany [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 adarony, 11 andairo, 12 andaroy, 13 andoary, 14 aridano, 15 arodany, 16 iandrao, radoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17