|
|
|
|

Teny iditra1  rafozambavy
Singan-teny  2 rafozana, 3 vavy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 mother-in-law [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 la belle-mère [1.3, 1.8]
Ohatra  7  ny rafozambavy amin' ny vinantony vavy, ary ny vinantovavy amin' ny rafozany vavy. [2.996#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12