|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rahana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza vary na voan-javatra mbola tsy tena masaka tsara ka nampangotrahina mba hahamafy ny hodiny ka hahazoana mitoto azy na hanakanana azy tsy ho vaky vazana na hitsimoka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 boiled. Used chiefly of unpeeled green rice, fish, eggs, beans, and shell-fish, etc. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 bouillis, comme le riz et les grains qui ne sont pas tout à fait mûrs, afin de pouvoir les piler ou d'en empêcher la germination [1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 18 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 19 harana, Harana, haraña, 20 rahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03 |
|