|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raharahaina |
| Fototeny | 2 raharaha |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Karakaraina: Tsy noraharahainy ny fambolena nataony ka levona fotsiny
5 Atao ho zavatra: Tonga teo aho fa tsy noraharahainy akory [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to be made a matter of business
[1.2] 7 to be directed, to be looked after (ot business affairs, etc.) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 qu'on dirige, qu'on surveille
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 iraharahana, raharahaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|