|
|
|
|

Teny iditra1  rahom-bava
Singan-teny  2 rahona, 3 vava
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fandrahonana amin' ny fitenenana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 An empty threat, to bluster. [1.2]
7 empty threats, bluster [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 menaces en paroles seulement [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12