Entry | 1 raiamandreny |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 ray, amana, reny |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
6 [0] jereo ray aman-dreny |
Examples |
7 [2.59#] Rakoto sady raiamandreny amy ny nofo koa; 8 [2.508#] Matokia ianareo fa izaho no andrian-tokana, izaho no raiamandreny. 9 [2.643#] Noravan' ny raiamandreny koa ny olona ka samy fihahaka namonjy ny lahasany. |
Anagrams | 10 raiamandreny, ray aman-dreny |
Updated on 2025/07/28 |
![]() |