|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 raikona |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fofon-javatra may
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 the smell of fat burnt in cooking, the smell of burning hair, feathers, etc.
[1.2] |
| Ohatra |
5 Maimbo raikona eran'ny trano!
[1.223#]
|
| Tsipelina hafa | 6 rainkona |
| Kamban-teny rehetra | 7 maimbo raikona |
| Fivaditsoratra | 8 akorany, 9 ankiroa, 10 koriana, 11 okarina, raikona |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|