|
|
|
|

Teny iditra1  rain-jaza
Singan-teny  2 ray, 3 zaza
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza a) ny lehilahy manao hasoavana ny zazalahy iray (ka nanangana azy mihitsy tamin' ny andro taloha); b) ny rain' ny zazavavy ampakarina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 (rainjaza) The person who acts as the father in the ceremonies of circumcision; applied to the parent who carries the child during circumcision ceremonies; also one who gives a child away in marriage. [1.2]
Voambolana  7  Fifandraisana: fianakaviana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12