|
|
|
|

Teny iditra1 rairain-drihana
Singan-teny  2rairay, 3rihana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5Hazo lavalava fanao lafidrihana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the beams of a flooring.. [1.2]
7(rairaindrihana) joists that support a floor; a support under the bottom. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8les poutrelles qui supportent le plancher. [1.3#502]
9(rairaindrihana) solive; support. [1.8]
Ohatra  10 Hisy hanaovany hazo fisaka sy rairaindrihana ny vatany sy ny hanalalahany io tranony ankehitriny io. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12