|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rairain-drihana |
| Singan-teny | 2rairay, 3rihana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Hazo lavalava fanao lafidrihana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the beams of a flooring. [1.2] 7 (rairaindrihana) joists that support a floor; a support under the bottom [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 les poutrelles qui supportent le plancher [1.3#502] 9 (rairaindrihana) solive; support [1.8] |
| Ohatra |
10 Hisy hanaovany hazo fisaka sy rairaindrihana ny vatany sy ny hanalalahany io tranony ankehitriny io.
[2.470]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|