|
|
|
|

Teny iditra1  raivoa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny zanaka vavy eo anelànelan' ny vavimatoa sy ny faravavy, na firy na firy isany [1.1]
Voambolana  4  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  5 arovay, 6 iravao, 7 Ivoara, 8 ôvaria, raivoa, 9 voaira, 10 voaray

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12