|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 rakipahalalana |
| Singan-teny | 2 rakitra, 3 fahalalana |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 tahirin-tsoratra aman-tsary mirakitra fintina fahalalana narafitra avy amina voka-pirakohana voasedra ary voasokajy isan-karanja
[1.62#861] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 encyclopedia
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 encyclopédie
[1.66] |
| Ohatra |
8 Ny kendren' ny rakipahalalana dia ny hanangona ny fahalalana miely patrana eran-tany |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|