|
|
|
|

Teny iditra1  Ramangamalefaka
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (solon' anarana) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 anarana indrana nentin' i Ramandiamanana Alfred [2.313]
Fanazavàna teny frantsay  4 journaliste et écrivain aux différents pseudonymes,
5 par exemple celui de DMN.
6 En 1906, il collabore au premier journal qui appartienne à des Malgaches,
7 Ny Basivava, avec Ramaholimiaso, Dondavita, Ny Avana.
8 Il écrit de nombreux poèmes et des nouvelles qui sont éditées dans différent journaux.
9 Arrêté en 1915 lors de l'affaire des VVS,
10 il est exilé cinq ans à Mayotte. [1.59]
Voambolana  11  Tantara: olona 12  Haisoratra: mpanoratra
Asa navoany  13  1923/01/26 Solony sy sariny
14  1923/02/23 Heloka roa ambin' ny folo na ''tsy mipepo''
15  1926/07/05 Tsy manaiky aho
Tsanganana sy sary iray takila  16  Solon' anaranan' ireo mpanoratra malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17