|
|
|
|

Teny iditra1  rambokely
Singan-teny  2 rambo, 3 kely
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 mari-tsoratra apetraka amin' ny C eo aorian' ny zanatsoratra a, o, u, ka mampiova ny feony hitovy amin' ny s : façade, leçon, reçu [1.66.mg#134]
Fanazavàna teny anglisy  6 cedilla [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 cédille [1.66.fr#134]
Voambolana  8  Haiteny

Fivaditsoratra  9 lakimbero, rambokely, 10 rombakely

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12