|
|
|
|

Teny iditra1  rambosana
Fototeny  2 rambo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Samborina, sarihana amin' ny lamba na fitafiana mirefarefa eny amin' ilay olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be followed at the heels [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Qu’on saisit par le bas, par les franges, qu’on mord par derrière [1.3#505]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  11 rambonana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12