|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ramitambina |
| Singan-teny | 2 ra-, 3 mitambina |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Anaran-javamaniry hita maniry eny ambonin' ny angavodiana. (Loranthus)
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a parasitic plant found on the angavodiana. (Vak. Ank. ) Loranthus sp.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 (de mitambina : action de soutenir quelqu'un pendant sa maladie, de le soulager). D'après Malzac : « Plante parasite qui pousse sur l' angavodiana ;
8 espèce de Loranthus sp. ». [Merina] [1.196] |
| Voambolana | 9 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|