|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranitana |
| Fototeny | 2 ranitra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Atao izay hahatonga azy manify mahadidy: Aiza ilay antsy vao noranitako teo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be sharpen; to be given power or authority.
[1.2] 6 to be sharpened [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on affûte
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 13 atranina, 14 iantrana, ranitana, 15 taranina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|