|
|
|
|

Teny iditra1  ranoina
Fototeny  2 rano
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tonga rano, levonina anaty rano: Betsaka ny fanafody no ranoina vao hanina [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 anarony, 10 anorany, 11 anorina, 12 ironana, ranoina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12